Hijery ny anatiny

8 JOLAY 2019
INONA NY VAOVAO?

Navoaka Tamin’ny Fiteny Sinoa Mandarin ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Navoaka Tamin’ny Fiteny Sinoa Mandarin ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Navoaka tamin’ny fiteny sinoa mandarin (nentim-paharazana) sy sinoa mandarin (notsorina) Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, tany Taoyuan City, Taïwan, tamin’ny 5 Jolay 2019. Efa voadika amin’ny fiteny 180 izao ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao manontolo na ny ampahany aminy, ka ny 24 amin’ireo no fanavaozana avy amin’ilay Baiboly 2013.