Tatitra Maneran-tany 2015
Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 89
Tany Nanao Tatitra: 240
Tontalin’ny Fiangonana: 118 016
Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 19 862 783
Isan’ny Nandray Mofo sy Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 15 177
Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 8 220 105
Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 7 987 279
Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2014: 1,5
Tontalin’ny Natao Batisa: 260 273
Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 443 504
Salanisan’ny Mpisava Lalana Maharitra sy Manokana: 1 135 210
Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 933 473 727
Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 9 708 968
Nandritra ny taom-panompoana 2015, dia 236 tapitrisa dolara mahery no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. Misy 26 011 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.