Topy Maso—Philippines
- 113 000 000—Mponina
- 266 410—Mpitory mampianatra Baiboly
- 3 662—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
- 1 isaky ny 439—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina
FANTARO NY TANTARANTSIKA
Nanompo An’i Jehovah Foana Izy Ireo na dia Mafy aza ny Fiainana
Nahantra be ny Vavolombelon’i Jehovah tany Philippines teo anelanelan’ny 1970 sy 1990. Manampy antsika ny ohatr’izy ireo rehefa miova tampoka ny fiainantsika.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
‘Tonga Zava-drehetra Amin’ny Karazan’olona Rehetra’
Niovaova ny fanendrena an’i Denton Hopkinson. Rehefa nanao an’ireny andraikiny ireny izy, dia nahita fa tian’i Jehovah ny karazan’olona rehetra.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
Nahafoy Tena Izy Ireo: Philippines
Ho hitanao ato hoe nahoana ny olona sasany no niala tamin’ny asany sy nivarotra ny fananany ary nifindra tany amin’ny faritra mitokana any Philippines.