Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH

Raintsika i Jehovah

Raintsika i Jehovah

Inona no hanampy ny zanakao ho resy lahatra hoe hoatran’ny ray i Jehovah?

Ry ray aman-dreny, vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny Isaia 64:8.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Iaraho midinika ireto fanontaniana eto ambany ireto rehefa avy mijery an’ilay video hoe Raintsika i Jehovah. Asaivo soratan’ny zanakao na ataony sary izay zavatra tsara nomen’i Jehovah azy.