Hijery ny anatiny

Kilalao Ara-baiboly

Natao hanampiana ny ankizy sy ny tanora hahazo ny hevitry ny Baiboly ireto kilalao ireto. Adikao tsirairay izy ireo, vakio ao amin’ny Baiboly ireo tantara, ary alao sary an-tsaina.